SELESY (Selèsy) [Fahatelo; Anjara Telo]. Zanakalahin’i Helema, ary lehilahy avy amin’ny fokon’i Asera. Loham-pianakaviana izy, sady miaramila mpiady kalazalahy.—1Ta 7:30, 35, 40.