SEMIDA
(Semìda).
Zanakalahin’i Gileada sady zafiafin’i Manase. Ny zanak’i Semida efa-dahy no razamben’ny fianakaviamben’ny Semidita izay voasoratra anarana tamin’ny fanisam-bahoaka faharoa tany an-tany efitra, sady nahazo anjara lova tao amin’ny Tany Nampanantenaina.—No 26:2, 29-32; Js 17:2; 1Ta 7:19.