FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Seminita”
  • Seminita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Seminita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Alamota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Harpa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mozika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Davida Mpanjaka sy ny Mozika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Seminita”

SEMINITA

(Seminìta).

Teny fampiasa tamin’ny mozika ary midika ara-bakiteny hoe “laharana fahavalo”, saingy tsy fantatra ny tena dikany. Toa ilazana feo ambany izy io, ary raha nampiasana zavamaneno, dia zavamaneno namoaka feo ambany toy ny beso angamba no nampiasaina.

Nisy harpa “nampanarahina feo Seminita [“angamba ny kile fahavalo na oktavy ambany”, Rbi8, f.a.p.; “gadom-peo ambany”, DIEM].” (1Ta 15:21) Izao koa no teny mampiditra ny Salamo faha-6 sy 12 (samy hira malahelohelo): “Ho an’ny mpitarika. (Ampiarahina amin’ny lokanga ary) atao oktavy ambany [sheminit].” Toa midika izany hoe feo ambany no nanaovana ny mozika sy ny hira.​—Jereo ALAMOTA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara