SEMOELA
(Semoèla) [Anaran’Andriamanitra].
Nadika koa hoe “Samoela” ny anarana hebreo nadika hoe “Semoela.”
1. Lohan’ny fianakaviambe iray, ary zanakalahin’i Tola na taranany. Zanak’i Isakara io Tola io.—1Ta 7:1, 2.
2. Zanakalahin’i Amihoda, ary solontenan’ny fokon’i Simeona voatendry hizara ny Tany Nampanantenaina tamin’ireo foko.—No 34:17, 18, 20.