FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Simsay”
  • Simsay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Simsay
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Rehoma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Artaksersesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Persa, Persianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Dariosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Simsay”

SIMSAY

(Simsày) [avy amin’ny fototeny midika hoe “masoandro”].

Mpanoratra niara-niasa tamin’i Rehoma, izay lehiben’ny tompon’andraiki-panjakan’ny faritany persianina ‘tany ampitan’ny Renirano’ (tao anatin’io faritany io i Jerosalema). Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa izy sy ny hafa, mba hisakanana ny Jiosy tsy hanorina indray an’i Jerosalema. Nasain’i Artaksersesy najanona àry ilay asa, nefa nitohy indray tamin’ny andron’i Dariosy Hystaspe (Dariosy I), mpanjakan’i Persa nandimby azy.​—Ezr 4:8-24.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara