SIFMITA
(Sifmìta) [mety hidika hoe An’i Sefama].
Voalaza hoe Sifmita i Zabdy, ilay mpiandraikitra ny tahirin-divain’i Davida. (1Ta 27:27) Mety hidika izany fa avy any Sifmota (1Sa 30:28) na Sefama no fiaviany.—No 34:10, 11.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.