FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sobaka”
  • Sobaka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sobaka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sofàka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Helama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hadadezera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Syria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sobaka”

SOBAKA

(Sobàka).

Lehiben’ny tafik’i Hadadezera mpanjaka syrianina. Izy no nitarika ny tafika syrianina nokaramain’ny Amonita mba hiady tamin’i Davida. Resy anefa izy, ka maty izy sy ny miaramilany 40 700. (2Sa 10:15-19) Sofàka no ilazana azy ao amin’ny 1 Tantara 19:16, 18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara