SIPAY (Sipày). Anarana hafa niantsoana an’i Safa, izay anisan’ny teraky ny Refaima. Novonoin’i Sibekay izy.—1Ta 20:4; 2Sa 21:18.