FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “So”
  • So

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • So
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hosea
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Salmanesera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Asyria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ejipta, Ejipsianina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “So”

SO

(Sô).

Mpanjaka tany Ejipta niara-belona tamin’i Hosea, izay nitondra farany ny fanjakan’ireo foko folon’ny Israely. Nogadraina i Hosea, rehefa niray tetika tamin’i So mba hikomy tamin’i Salmanesera Faha-5, ka tsy nandoa hetra intsony tamin’i Asyria. (2Mp 17:3, 4) Sarotra be ny mamantatra hoe iza tamin’ireo mpanjaka ejipsianina velona tamin’izany i So (i Osorkon Faha-4 sa i Shabaka?). Tsy azo antoka mantsy ny fanisan-taona ejipsianina.​—Jereo FANISAN-TAONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara