(Sosipàtro) [Famonjena ny Ray].
Naman’i Paoly fony izy tao Korinto, ary nantsoiny hoe “havako.” Nanao mampamangy an’ireo Romanina nanoratan’i Paoly avy tao Korinto izy. (Ro 16:21) Mety ho izy ihany ilay Sopatera niaraka tamin’i Paoly tany Gresy.—As 20:4.