FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Espaina”
  • Espaina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Espaina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tarsisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Klementa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Tantaran’ny Baiboly Tany Espaina Fahiny
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Fizarana 6: Roma: Herim-panjakana Fahenina
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Espaina”

ESPAINA

Tany anisan’ny Saikinosy Iberika eo amin’ny ilany atsimoandrefan’i Eoropa. Nikasa ny ho any Espaina ny apostoly Paoly rehefa avy nitsidika an’ireo Kristianina tany Roma, ka nanantena ny haterin’izy ireo lavidavitra. (Ro 15:23, 24, 28) Tsy fantatra raha tena tonga tany Espaina ilay apostoly na tsia. Nilaza anefa i Clément avy any Roma (t. 95) fa tonga hatrany amin’ny “farany A[ndrefana]” i Paoly, izany hoe, mety hatrany Espaina. (Ireo Ray Velona Talohan’ny Fanekem-pinoana Tany Nicée, Boky I, p. 6, “Epistola Voalohany Nosoratan’i Clément ho An’ny Korintianina”, toko faha-5) Raha tena tany Espaina tokoa i Paoly, dia mety ho tonga tany izy teo anelanelan’ny fotoana nigadrany voalohany (t. 61) sy ny nigadrany fanindroany (t. 65) tany Roma. Ny Romanina no nitondra an’i Espaina tamin’izay. Misy milaza an’i Tarsisy ho ny ilany atsimon’i Espaina.​—Jereo TARSISY No. 4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara