FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Stakite”
  • Stakite

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Stakite
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ilay Hazo “Mitomany” sy ny “Ranomasony” Ahavitan-javatra Betsaka
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Balsama, Balsama avy any Gileada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zava-manitra, Zavamaniry Mani-pofona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazobe
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Stakite”

STAKITE

(stakitè).

Anisan’ny zava-manitra nanaovana ny emboka manitra nampiasaina tao amin’ny toerana masina ny ditin-kazo stakite (heb.: nataf). (Ek 30:34) “Mitete” no dikan’ny matoanteny avy amin’io teny hebreo io. (Mpts 5:4) Ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo kosa nandika azy io hoe stakte (“menaka miora”), avy amin’ny matoanteny grika hoe stazô (“mitete”). Menaka manitra mitete avy amin’ny hazo misy ditiny àry ny stakite. Ny Vulgate latinina indray manao hoe stacte.

Tsy tena fantatra hoe inona ilay hazo manome an’io dity io, fa mety ho hazo tatsinanana manome ditiny manitra (Liquidambar orientalis) na hazo manome dity mastika (Pistacia lentiscus) ilay izy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara