SOSY (Sòsy) [avy amin’ny fototeny midika hoe “soavaly”]. Rain’i Gady, ary i Gady no nisolo tena ny fokon’i Manase mba hijery taratra ny Tany Nampanantenaina.—No 13:2, 11.