FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Syntyke”
  • Syntyke

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Syntyke
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Eodia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tena Manaja ny Tenin’​Andriamanitra ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Mahaiza mifanaraka amin’ny hafa amim-pitiavana
    Azonao Atao ny Hiaina Mandrakizay ao Amin’ny Paradisa eto An-Tany
  • Miezaha ho Be Fitiavana Kokoa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Syntyke”

SYNTYKE

(Syntykè) [Miaraka Amin’ny Harena (Fahombiazana)].

Vehivavy kristianina tany Filipy noderain’i Paoly satria tsy nivadika. Nanariny mba “hiray saina ao amin’ny Tompo” izy sy Eodia, anabavy kristianina hafa. (Fi 4:2, 3) Toa tsy nifanaraka mantsy izy mirahavavy, araka ny hamarinin’ny Baiboly maoderina maromaro.​—Prot., Kat., DIEM.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara