FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tombokavatsa”
  • Tombokavatsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tombokavatsa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Tokony Hanao Tatoazy ve Aho?
    Mifohaza!—2003
  • Hoditra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Tatoazy?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Tokony Hanao Tatoazy ve Aho?
    Manontany ny Tanora
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tombokavatsa”

TOMBOKAVATSA

Marika na sary tsy azo kosehina atao amin’ny hoditra: Didididiana ny hoditra mba hisy holatra na asiana loko any anaty hoditra. Tsy navelan’i Jehovah nanao izany fanaon’ny firenena fahiny sasany izany ny Israelita. (Le 19:28) Nataon’ny Ejipsianina tombokavatsa teo amin’ny tratrany na sandriny indraindray ny anarana na famantarana ny andriamaniny. Tsy toy ny firenen-kafa anefa ny Israelita satria tsy nosimbany ny vatany. (De 14:1, 2) Takany koa fa tokony hohajaina izy io satria noforonin’Andriamanitra ka tokony hanomezam-boninahitra Azy.​—Sl 100:3; 139:13-16; Ro 12:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara