TEHINA, I
(Tehìna) [Fangatahana Fiantrana].
Taranak’i Keloba ao amin’ny tetirazan’i Joda. Voalaza koa fa rain’i Ira-nahasa izy. Antokon’olona anefa ny Ira-nahasa. Mety ho razamben’izy ireo àry i Tehina.—1Ta 4:11, 12.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.