FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Timnata-sera”
  • Timnata-sera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Timnata-sera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Timnata-heresa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Gasa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Josoa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’i Josoa
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Timnata-sera”

TIMNATA-SERA

(Timnàta-sèra).

Tanàna nomena ho lovan’i Josoa tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima. Nangatahiny mantsy i Timnata-sera, ka nomen’ny zanak’Israely azy “araka ny baikon’i Jehovah.” I Josoa no nanorina an’ilay tanàna, ary nalevina tao izy tatỳ aoriana. (Js 19:49, 50; 24:30) “Timnata-heresa” fa tsy “Timnata-sera”, no voalazan’ny Mpitsara 2:9 ao amin’ny soratra hebreo nataon’ny Masoreta sy ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo. Tsy fantatra ny anton’io tsy fitoviana io.

Misy milaza an’i Timnata-sera ho i Kirbet Tibna, tokotokony ho 30 km any atsimoandrefan’i Sekema. Eo amin’ny sisiny andrefana amin’ilay faritra be tendrombohitra no misy an’i Kirbet Tibna, ka ahatazanana tsara ny lemaka amoron-tsiraka. Teo atsimon’i Timnata-sera (Timnata-heresa) no nisy ny Tendrombohitra Gasa, na dia tsy fantatra aza ny tena toerana nisy azy io.​—Js 24:30; Mpts 2:9.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara