FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Fitaterana”
  • Fitaterana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fitaterana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kalesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sarety
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • B8 Ny Tempoly Naorin’i Solomona
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Tanàna Fanatobiana Kalesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Fitaterana”

FITATERANA

Zavatra na fitaovana ivezivezena. Arakaraka ny toerana halehan’ny olona na hitondrany entana na ny toe-bolany ny fitaterana nampiasaina fahiny.

Hanin’ny rameva izay zavamaniry any an-tany efitra, ary vitany ny tsy misotro rano ela be. Fitaterana nety tsara tany amin’ny faritra karakaina àry ny rameva. Nitaingenan’ny olona sy nitaterana entam-barotra izy io. (Ge 37:25-28; Mpts 6:3-5; 7:12; 1Mp 10:2) Nitaingenan’ny olona na nitondrana entana koa ny ampondra (Js 15:18; Mpts 5:10; 10:4; 12:14; 1Sa 25:42; Is 30:6), ramole (1Mp 1:33), ary soavaly (1Mp 4:26; As 23:23, 24, 31-33). Be mpandeha koa ny sambo. (2Ta 9:21; Ezk 27:9; Jo 1:3; As 20:13-15; 27:1-44) Nitaterana entana sy olona ny sarety. (Ge 46:5; No 7:1-9) Kalesy na farafara (voaravaka indraindray) no nitondrana mpanjaka na olona ambony. (2Mp 10:15; To 3:6-10; As 8:26-31) Nandeha an-tongotra kosa ny sarambabem-bahoaka.​—Lk 24:13-15; jereo FAMPITAM-BAOVAO; FANDRIANA; KALESY; LALANA; SAMBO; SARETY.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara