FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tobala-kaina”
  • Tobala-kaina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tobala-kaina
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Nama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zila
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lameka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Irada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tobala-kaina”

TOBALA-KAINA

(Tobàla-kaina).

Zanakalahin’i Lameka tamin’i Zila, vadiny faharoa. Taranak’i Kaina izy noho izany, ary rahalahin’i Jabala sy Jobala tsy iray reny taminy. Nanana anabavy nantsoina hoe Nama izy. (Ge 4:17-22) “Mpanefy ny karazam-pitaovana rehetra vita amin’ny varahina sy vy” izy. Mety hidika izany fa izy no namorona ireny fitaovana ireny, na izy no namorona an’io asa io, na koa izy no nisongadina tamin’io sehatr’asa io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara