FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hazomalahelo”
  • Hazomalahelo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hazomalahelo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Maro Karazana sy Mahasoa ny Hazomalahelo
    Mifohaza!—2007
  • Aravaha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hazo “Tsy mba Malazo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Hazo, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hazomalahelo”

HAZOMALAHELO

[Heb.: tsaf·tsafah].

Safsaf no ilazan’ny Arabo ny hoe tsaf·tsafah (heb.) na hazomalahelo. Misy karazany roa any Israely: Ny iray antsoina hoe Salix alba, ary ny iray hoe Salix acmophylla izay tena fahita any.

Ny Ezekiela 17:5 ihany no ahitana hoe tsaf·tsafah. I Zedekia ilay ‘voa tao amin’ilay tany’ voalaza ao hoe nambolen’ny mpanjakan’i Babylona toy ny ‘hazomalahelo teo amoron’ny rano be.’ Eny amoron’ny renirano sy rano marivo ary amin’ny toerana mandomando no misy hazomalahelo. Tahony na laingony kely no ambolena ka mitsimoka sy maniry haingana. Tsy dia avo toy ny hazo aravaha izy, ary mitsitokotoko eny amoron-drano matetika. Tsara tarehy erỳ ny hazomalahelo amin’izato raviny lava manify mikirazorazo avy eo amin’ny tahony sy sampany marotsaka.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara