FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zakora”
  • Zakora

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zakora
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Zikry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zabdy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Imry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zakora”

ZAKORA

(Zakòra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “mahatadidy”].

1. Robenita rain’i Samoa, izay anisan’izy 12 lahy nirahin’i Mosesy hijery taratra ny Tany Nampanantenaina.​—No 13:3, 4.

2. Simeonita rain’i Simey, izay nanan-taranaka maro be.​—1Ta 4:24-27.

3. Levita Merarita, ary zanakalahin’i Jazia.​—1Ta 24:26, 27.

4. Gersonita niandraikitra ny fizarana fahatelo nisy an’ireo Levita mpitendry zavamaneno. Zanakalahin’i Asafa izy. (1Ta 25:2, 10; 6:39, 43; Ne 12:35) Mety ho izy ihany ilay hoe Zabdy (Ne 11:17) na Zikry.​—1Ta 9:15.

5. Zanakalahin’i Imry, ary anisan’ny nanorina ny mandan’i Jerosalema teo ambany fitarihan’i Nehemia.​—Ne 3:2.

6. Levita anisan’ny nanao sonia an’ilay fifanekena natao tamin’ny andron’i Nehemia Governora. Nanao fifanekena mantsy ny vahoaka fa tsy hivadika amin’i Jehovah. Mety ho i Zakora mihitsy no nanao sonia, na angamba nisy taranany nanao sonia tamin’ny anarany. (Ne 9:38; 10:1, 9, 12) Mety ho izy ihany ilay No. 7.

7. Levita rain’i Hanana. Nasaina nozarainy tamin’izay tokony homena azy ny ampahafolon-karena, tamin’ny andron’i Nehemia Governora. (Ne 13:10-13) Mety ho izy ihany ilay No. 6.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara