FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zanoa”
  • Zanoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zanoa
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jakotiela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Velom-pankasitrahana Noho Ireo Fahatsiarovako Sarobidy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Gedora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Neziba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zanoa”

ZANOA

(Zanòa) [mety ho avy amin’ny fototeny midika hoe “maimbo”].

1. Tanàna tany Sefela, tany Joda. (Js 15:20, 33, 34, 36) Anisan’ireo tanàna nonenana indray i Zanoa, taorian’ny sesitany tany Babylona. (Ne 11:25, 30) Mety ho ny mponina tao no nanamboatra ny simba tamin’ny ilany atsimo tamin’ny mandan’i Jerosalema sy ny Vavahadin-dohasaha. (Ne 3:13) Maro no milaza azy io ho i Kirbet Zanoʽ (Horvat Zanoa), tokotokony ho 5 km any atsimoatsinanan’i Beti-semesy.

2. Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:20, 48, 56, 57) Mety ho io ihany ilay Zanoa resahin’ny 1 Tantara 4:18. Voalaza ao fa i Jakotiela no “rain’i” Zanoa. (Jereo JAKOTIELA.) Misy mihevitra azy io ho i Kirbet Beit Amra, tokotokony ho 10 km any atsimo atsimoandrefan’i Hebrona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara