FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zareda, Lohasaha Falehan-driakan’i”
  • Zareda, Lohasaha Falehan-driakan’i

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zareda, Lohasaha Falehan-driakan’i
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Aravaha, Lohasaha Falehan-driaka Misy Hazo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ejipta, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Araba, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jaboka, Lohasaha Falehan-driakan’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zareda, Lohasaha Falehan-driakan’i”

ZAREDA, LOHASAHA FALEHAN-DRIAKAN’I

(Zarèda).

Lohasaha falehan-driaka nitobian’ny Israelita mba hialana tamin’ny sisin-tanin’i Moaba, rehefa avy nirenireny efa ho 38 taona izy ireo taorian’ny fikomiana tao Kadesi-barnea. (No 21:12; De 2:13, 14) Maro no milaza an’i Zareda ho ny Lohasaha Falehan-driaka el-Hasaʼ, izay iavian’ny sakelidrano farany atsimo mivarina ao amin’ny Ranomasina Maty. Io lohasaha io no sisin-tany manasaraka an’i Moaba sy Edoma. Mirefy 56 km ny halavany, ary avy any amin’ny 1190 m eo ho eo izy io no midina ao amin’ny Ranomasina Maty, eo amin’ny farany atsimoatsinanana. Misy 5 na 6 km eo ho eo ny sakan’io lohasaha io any amin’ny tampony. Ahitana sisan’ireo tanàna voaro mafy naorin’ny Edomita eo atsimon’ny Lohasahan’i el-Hasaʼ, satria teo no mora niampitana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara