ZERORA
(Zeròra) [avy amin’ny fototeny midika hoe “vatoafo”].
Razamben’i Saoly Mpanjaka. Voalaza fa zanakalahin’i Bekorata izy sady rain’i Abiela. Avy amin’ny fokon’i Benjamina izy.—1Sa 9:1.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.