FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w87 15/3 p. 26
  • Ny fiaiken’ny jesoita iray

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny fiaiken’ny jesoita iray
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
  • Mitovitovy Aminy
  • Teraka tamin’ny faha-25 Desambra ve Jesosy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
  • Oviana i Jesosy no Teraka?
    Mifohaza!—2008
  • Fankalazana Andro Nahaterahana
    Fandresen-dahatra Miorina Amin’ny Soratra Masina
  • Mampifaly An’Andriamanitra ve ny Fety Rehetra?
    Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
w87 15/3 p. 26

Ny fiaiken’ny jesoita iray

OLONA maro no mino fa ny 25 desambra dia andro masina, dia ny nahaterahan’i Jesosy. Kanefa ny hevitra marina ara-pivavahan’io andro io dia fantatr’ireo filoha ara-pivavahana efa hatramin’ny ela. Izany no asehon’izao teny nalaina manaraka izao, notsoahina avy tamin’ny boky iray nosoratan’i Urbanus Holzmeister, jesoita iray nanam-pahaizana:

“Eken’ny ankapoben’olona amin’izao andro izao fa ny fankalazana ny 25 desambra dia manam-piandohana avy amin’ny fety izay nankalazain’ny mpanompo sampy tamin’io andro io. Petavius [jesoita frantsay, 1583-1652] dia efa nanamarika tamim-pahamarinana fa nankalaza ‘ny fahaterahan’ny masoandro tsy mety resy’ ny olona tamin’ny 25 desambra.

“Ireo fanambarana mifandray amin’io fankalazana io dia: a) Ny Fitadidianandro nataon’i Furius Dionysius Filocalus, izay tamin’ny taona 354 [amin’ny fanisan-taona iraisana], ary anoratana toy izao ao anatiny: ‘25 desambra, ny f(ahaterahan’ny) (masoandro) tsy mety resy’. b) Ny fitadidianandron’ny astrology Antiochus (voaorina tany ho any amin’ny taona 200 [amin’ny fanisan-taona iraisana]): ‘Volana desambra (...) 25 (...) Ny fahaterahan’ny masoandro; mihalava ireo andro’. d) César Julien [Julien l’Apostat, emperora romana, 361-363 amin’ny fanisan-taona iraisana] dia namporisika ny hanaovana ireo lalao nankalazaina tamin’ny faran’ny taona ho voninahitry ny masoandro, izay nantsoina hoe ‘ny masoandro tsy mety resy’.” — Chronologia vitae Christi (Fandaharana araka ny fotoana ny fiainan’i Kristy), Pontificium Institutum Biblicum, Roma, 1933, pejy 46.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara