FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 1/3 p. 24
  • Fananganana An’i Lazarosy Tamin’ny Maty

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fananganana An’i Lazarosy Tamin’ny Maty
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Mitovitovy Aminy
  • Noravana i Sodoma sy Gomora
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Nanasitrana Tamin’ny Fomba Mahagaga i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Nanohitra Fakam-panahy i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Nampiaiky An’ireo Nihaino Azy i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 1/3 p. 24

Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora

Fananganana An’i Lazarosy Tamin’ny Maty

Toromarika: Tsara raha amin’ny toerana mangina ianao no mamaky ny andinin-teny eto ambany. Alao sary an-tsaina ilay tantara. Ataovy toy ny hoe teo mihitsy ianao, ka renao ny feo manodidina sy ny olona miteny, ary tsapanao ny fihetseham-pon’ireo olona asongadina ao.

ALAO SARY AN-TSAINA ILAY TANTARA.—VAKIO NY JAONA 11:1-45.

Manao ahoana ny fihetseham-pon’i Marta, araka ny andininy faha-21? Ary ny an’i Maria, araka ny andininy faha-32?

․․․․․

Manao ahoana i Jesosy rehefa tena malahelo, araka ny andininy faha-33 sy 35?

․․․․․

Vakio ny andininy faha-43 sy 44. Nanao ahoana ny fihetseham-ponao raha ianao no teo amin’ny toeran’i Lazarosy, na anisan’ireo nanatrika teo?

FAKAFAKAO ILAY TANTARA.

Roa andro ny lalana mankany Betania, avy teo amin’ny nisy an’i Jesosy. Nahoana àry izy no nangataka andro vao nankany? (Vakio indray ny andininy faha-6.)

․․․․․

Ahoana no ampisehoan’ny Baiboly fa samy tia fivavahana i Maria sy Marta? (Lioka 10:38, 39; Jaona 11:24)

․․․․․

Nahoana i Jesosy no nanangana olona tamin’ny maty nefa mbola ho faty ihany izy ireny? (Marka 1:41, 42; Jaona 5:28, 29; 11:45)

․․․․․

AMPIHARO IZAY NIANARANAO. SORATY ETO IZAY NIANARANAO MOMBA NY...

Fahaizan’i Jesosy manangana ny maty sy ny fahavononany hanao izany.

․․․․․

Alahelon’i Jesosy an’ireo nidonam-pahoriana.

․․․․․

IZA NO OLONA TIANAO HO HITA NA TIANAO HIARAKA AMINAO INDRAY REHEFA HATSANGANA NY MATY?

․․․․․

INONA NO HEVI-DEHIBE HITANAO AMIN’IO TANTARA IO? NAHOANA?

․․․․․

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara