FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w10 1/3 p. 24-25
  • Mamindra Fo Andriamanitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mamindra Fo Andriamanitra
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Lehilahy Nanetry Tena sy Be Herim-po
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Noravana i Sodoma sy Gomora
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Nanasitrana Tamin’ny Fomba Mahagaga i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Nampiaiky An’ireo Nihaino Azy i Jesosy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
w10 1/3 p. 24-25

Ho An’ny Ankizy sy ny Tanora

Mamindra Fo Andriamanitra

JONA—FIZARANA 2

Toromarika: Tsara raha amin’ny toerana mangina ianao no mamaky ny andinin-teny eto ambany. Alao sary an-tsaina ilay tantara. Ataovy toy ny hoe teo mihitsy ianao, ka renao ny feo manodidina sy ny olona miteny, ary tsapanao ny fihetseham-pon’ireo olona asongadina ao.

1 ALAO SARY AN-TSAINA ILAY TANTARA.—VAKIO NY JONA 3:1–4:11.

Inona no nety ho tsapan’i Jona rehefa niditra ny tanànan’i Ninive izy?

․․․․․

Inona no fihetseham-po hita taratra avy tamin’ny feon’i Jona rehefa nanambara ny didim-pitsaran’i Jehovah izy?

․․․․․

Inona no nahazo an’i Jona, rehefa nipetrapetraka tany ivelan’ilay tanàna izy? (Vakio ny Jona 4:5-8.)

․․․․․

2 FAKAFAKAO ILAY TANTARA.

Nahoana no tian’i Jona ho ringana araka izay efa nolazain’i Jehovah i Ninive?

․․․․․

Ampiasao izay boky na gazety anananao mba hahafantarana hoe: 1) Hoatran’ny ahoana ny voatavomonta? 2) Inona no dikan’ny hoe nitafy lamba gony sady nipetraka tamin’ny lavenona ny mpanjakan’i Ninive?

․․․․․

Nahoana no azo lazaina fa mpaminany tsy nivadika sy be herim-po i Jona, na dia tsy nety naminany tany Ninive aza izy tamin’ny voalohany? (Matio 21:28-31)

․․․․․

3 AMPIHARO IZAY NIANARANAO. SORATY ETO IZAY NIANARANAO MOMBA NY . . .

Hoe afaka miova ny mpanao ratsy.

․․․․․

Famindram-pon’i Jehovah.

․․․․․

Hoe tokony hamindra fo isika.

․․․․․

4 INONA NO HEVI-DEHIBE HITANAO AMIN’IO TANTARA IO? NAHOANA?

․․․․․

Raha te hanao fikarohana ianao, dia jereo Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily 2009, pejy 14-18.

TIANAO VE NY HIANATRA BAIBOLY? MANORATA AMIN’NY mpampanonta an’ity gazety ity

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara