Fampidirana
AHOANA NY HEVITRAO?
Raha misy manontany anao hoe iza avy no mipetraka any an-danitra, dia ahoana no havalinao?
Afaka manampy antsika hahita ny valin’izany i Jesosy. Hoy mantsy izy: “Izaho avy any ambony.”—Jaona 8:23.
Resahin’ity gazety ity fa nampahafantarin’i Jesosy sy ny Rainy antsika hoe iza avy no mipetraka any an-danitra.