FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp17 No. 5 p. 16
  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Lazain’​ny Baiboly?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Mbola hiadana ihany ve ny olona indray andro any?
  • Afaka ny hiadan-tsaina ve ny olona na amin’izao aza?
  • Tena Fiadanana — Avy Aiza no Loharanony?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Maniry Hiadan-tsaina ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Iza no hitarika ny taranak’olombelona ho amin’ny fiadanana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Aoka “ny fiadanan’Andriamanitra” hiaro ny fonareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
wp17 No. 5 p. 16
Fitaovam-piadiana potehina

Hopotehina ny fitaovam-piadiana rehetra

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mbola hiadana ihany ve ny olona indray andro any?

Ahoana ny hevitrao?

  • Eny

  • Tsia

  • Angamba

Izay lazain’ny Baiboly

“Ho be ny fiadanana raha mbola misy koa ny volana.” (Salamo 72:7) Hiadana mandrakizay ny olona rehefa mitondra ny tany i Jesosy Kristy.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • Horinganina daholo ny ratsy fanahy, ka “tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be” ny tsara fanahy.—Salamo 37:10, 11.

  • Hofoanan’Andriamanitra ny ady rehetra. —Salamo 46:8, 9.

Afaka ny hiadan-tsaina ve ny olona na amin’izao aza?

Misy milaza fa . . . tsy hiadan-tsaina mihitsy ny olona, raha mbola be dia be ny fijaliana sy ny tsy rariny. Ahoana ny hevitrao?

Izay lazain’ny Baiboly

‘Lehibe lavitra noho ny eritreritra rehetra ny fiadanan’Andriamanitra.’ (Filipianina 4:6, 7) Na amin’izao aza, dia afaka manana an’izany ireo mifandray tsara amin’Andriamanitra.

Inona koa no lazain’ny Baiboly?

  • Mampanantena Andriamanitra fa hofoanany ny fijaliana sy ny tsy rariny, ary ‘hataony vaovao ny zava-drehetra.’—Apokalypsy 21:4, 5.

  • Afaka ny hilamin-tsaina isika, raha miezaka hifandray tsara aminy.—Matio 5:3.

Raha mila fanazavana fanampiny, dia jereo ny toko 3 amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah

Azo alaina ao amin’ny www.jw.org/mg koa io boky io

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara