FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp18 No. 1 p. 16
  • Ahoana ny Hevitrao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana ny Hevitrao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka manampy anao ho lasa naman’Andriamanitra ve ny Baiboly?
  • Tian’Andriamanitra ho Namany Ianao
    Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!
  • Afaka ny ho Naman’i Jehovah Ianao
    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao
  • Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Namana?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Te Hahazo Namana Tsara ve Ianao?
    Mifohaza!—2014
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2018
wp18 No. 1 p. 16
Mpivady iray miara-mamaky Baiboly any amin’ny toerana fitsangatsanganana

Ahoana ny Hevitrao?

Afaka manampy anao ho lasa naman’Andriamanitra ve ny Baiboly?

MISY MILAZA HOE...

tsy afaka ny ho naman’Andriamanitra izy satria mpanota. Ny hafa indray miteny hoe tsy miraharaha antsika Andriamanitra. Ahoana ny hevitrao?

IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

‘Ny olo-mahitsy no manana fifandraisana akaiky’ amin’Andriamanitra. (Ohabolana 3:32) Ho lasa namany isika raha mankatò azy.

INONA KOA NO LAZAIN’NY BAIBOLY?

  • Te hinamana amintsika Andriamanitra.—Jakoba 4:8.

  • Vonona hanampy antsika sy hamela ny helotsika izy satria Namantsika.—Salamo 86:5.

  • Raha naman’Andriamanitra isika, dia ho tia an’izay tiany sy hankahala an’izay halany.—Romanina 12:9.

Manazava bebe kokoa momba ny fomba fiaina ankasitrahan’Andriamanitra ny toko 12 ao amin’ny boky Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly? Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy io, ary azo alaina ao amin’ny www.pr2711.com/mg

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara