FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/96 p. 3
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
km 3/96 p. 3

Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Ireto manaraka ireto dia raharaha izay mila fiheverana alohan’ny hankalazana ny Fahatsiarovana amin’ny talata 2 Aprily:

◼ Ny rehetra, anisan’izany ny mpandahateny, dia tokony hampahafantarina ny amin’ny ora sy ny toerana marina ho amin’ilay fankalazana.

◼ Ilay karaza-mofo sy divay mety amin’izany dia tokony ho azo sy hatao vonona. — Jereo Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 15 May 1985, pejy 17.

◼ Tokony hoentina mialoha any amin’ilay efitrano ny latabatra, ny lamban-databatra sy ny lovia ary ny vera mifanentana, ary hapetraka eo amin’ny toerany avy.

◼ Tokony ho voadio tanteraka alohan’ny fotoana ilay Efitrano Fanjakana na ilay toerana hafa hanaovana ilay fivoriana.

◼ Tokony hofantenana sy hahazo toromarika mialoha ny amin’ny fomba mety hanaovan-javatra sy ny anjara raharahany ireo mpikarakara ny mpanatrika sy mpanolotra ireo marika.

◼ Rehefa fankalazana mihoatra ny iray no voalamina hatao ao amin’ny Efitrano Fanjakana iray ihany, dia tokony hisy fifanarahana tsara eo amin’ireo kongregasiona, mba tsy hisian’ny fitangoronan’olona tsy amin’ny antony any amin’ny lalantsara, eo amin’ny fidirana sy ny sisin-dalana ary ny parking.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara