FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/00 p. 7
  • Valin’ireo Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ireo Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
  • Mitovitovy Aminy
  • Mandraisa Soa Feno avy Amin’ny Fivoriamben’ny Distrika 1993 “Fampianaran’Andriam
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mandray ireo olona tonga ho amin’ny fivoriambe “Ny fiadanan’Andriamanitra” i Gui
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Mampiasa Tsara An’ilay Karatra JW.ORG ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fivoriamben’ny Distrika sy Iraisam-pirenena 1998 “Fomba Fiaina Araka An’Andriama
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2000
km 4/00 p. 7

Valin’ireo Fanontanianareo

◼ Iza no tokony hahazo karatry ny fivoriamben’ny distrika?

Tena manampy mba hamantarana ireo rahalahintsika sy hampahafantarana ny fivoriambe ny karatry ny fivoriambe. Kanefa, tsy tokony hozarazaraina befahatany izy ireny. Mampahafantatra ilay mpitondra azy ho olona tsara laza ao amin’ny kongregasionan’ny Vavolombelon’i Jehovah iray izy io.

Misy toerana ho an’ny anaran’ilay olona sy ny anaran’ny kongregasiona ilay karatra. Noho izany, dia tsy maintsy ho efa mifanerasera amin’ilay kongregasiona voasoratra eo ilay olona. Handefa karatry ny fivoriambe ho an’ny kongregasiona tsirairay ny Fikambanana. Hety ny hanomezana karatry ny fivoriambe ny mpitory rehetra, na vita batisa izy na tsia. Afa-tsy izany koa, dia azo omena iray ny ankizy sy ny hafa izay manatrika tsy tapaka ny fivorian’ny kongregasiona ary manao fandrosoana mba handray anjara eo amin’ny fanompoana eny amin’ny saha. Tsy hety ny hanomezana karatry ny fivoriambe, an’ireo voaroaka.

Rehefa tonga ny karatry ny fivoriambe, dia tokony hataon’ireo loholona izay hanarahana ireo toro lalana momba ny fizarana azy ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara