FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/10 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 4/10 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily

“Misy boky milaza fa tsy maty araka ny lazain’ny Baiboly i Jesosy, fa nanambady aman-janaka. Efa nahare an’izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Tena mila fantarintsika ny marina momba izany. [Vakio ny Jaona 17:3.] Hazavaina ato amin’ity lahatsoratra ity hoe nahoana isika no tokony hino izay lazain’ny Baiboly momba an’i Jesosy.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 26.

Mifohaza! Aprily

Vakio ny Salamo 37:9-11, ary manontania hoe: “Araka ny hevitrao, hanao ahoana ny fiainana rehefa ho tanteraka izany? [Avelao izy hamaly.] Miresaka an’io faminaniana mampahery io ity lahatsoratra ity, ary manazava hoe nahoana no be dia be toy izao ny faharatsiana.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 20.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Efa nieritreritra ve ianao hoe nahoana Andriamanitra no mamela ny fijaliana hisy? [Avelao izy hamaly.] Maro no efa nanontany an’izany. Jereo ange ny tenin’ity mpanoratra Baiboly ity e! [Vakio ny Salamo 10:1.] Mamaly an’izany ny Baiboly. Hazavainy koa hoe inona izao no efa ataon’Andriamanitra mba hanamaivanana ny fahoriantsika. Miresaka an’izany ity gazety ity.”

Mifohaza! Mey

“Maro ny olona tsy te hifoka sigara intsony nefa tsy mety afaka. Mahafantatra olona te hiala amin’ny sigara ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Hitan’ny olona sasany fa tena ilaina ny fanampian’ny namana sy ny havana. [Vakio ny Mpitoriteny 4:12a.] Misy soso-kevitra tena mandaitra ato amin’ity gazety ity ho an’izay olona te hiala amin’ny sigara.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara