1914-2014: Zato Taona Izay no Nitondra Ilay Fanjakana!
Hoy i J. Rutherford, tamin’ny 1922: “Jereo fa manjaka ilay Mpanjaka! ... Ambarao ilay Mpanjaka sy ny fanjakany.” Mbola mampientanentana antsika io teniny io, amin’izao faha-100 taona nitondran’ilay Fanjakana izao. Aoka àry isika hiezaka mafy hanampy ny olona hahalala momba ilay Fanjakana amin’ny alalan’ny tranonkalantsika! Amin’izay dia ho volana miavaka ity volana Aogositra ity.