Hatsarao ny Fanompoanao: Sahy Miresaka Momba Ilay Fanjakana
Nahoana izany no tena ilaina? Tena tokony ho sahy hiresaka momba ilay Fanjakana isika raha te hanaraka an’ilay tari-dalana ao amin’ny 2 Timoty 1:7, 8. Inona no hanampy antsika ho sahy hitory momba ilay Fanjakana?
Andramo izao amin’ity volana ity:
Mifidiana olona iray tianao hitoriana. Mivavaha amin’i Jehovah mba ho sahy sy ho afaka hitory aminy.