HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 1-4
Tena Tian’i Nehemia ny Fivavahana Marina
Endrika Sary
455 T.K.
Nisana (Mar./Apr.)
2:4-6 Nangataka alalana hanorina an’i Jerosalema i Nehemia. Tao ny foiben’ny fivavahana marina tamin’ny androny
Iara
Sivana
Tamoza (Jona/Jolay)
2:11-15 Tonga i Nehemia, ary nandinika hoe aiza avy no rava tamin’ny manda
Aba (Jolay/Aog.)
3:1; 4:7-9 Natomboka ny fanorenana, na dia nisy nanohitra aza
Elola (Aog./Sept.)
6:15 Vita ny manda, rehefa afaka 52 andro
Tisry