FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 7
  • Vonona Hiaro ny Vahoakan’Andriamanitra i Estera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vonona Hiaro ny Vahoakan’Andriamanitra i Estera
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Sahy Niaro ny Vahoakan’Andriamanitra Izy
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Sahy Niaro ny Vahoakan’Andriamanitra Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Nisaina Tsara sy Be Herim-po ary Tsy Tia Tena Izy
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • Nisaina Tsara sy Be Herim-po Izy ary Tsy Tia Tena
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ESTERA 1-5

Vonona Hiaro ny Vahoakan’Andriamanitra i Estera

Tena nanam-pinoana i Estera sady sahy niaro ny vahoakan’Andriamanitra

  • Mety ho faty ny olona iray raha mankany amin’ny mpanjaka, nefa tsy nantsoiny akory. I Estera anefa efa 30 andro no tsy nantsoin’ny mpanjaka

  • Nasiaka be sady mora tezitra i Ahasoerosy Mpanjaka, ary toa izy ihany angamba ilay antsoina hoe Ksersesy I. Nisy lehilahy, ohatra, nasainy nokapaina nizara roa, ary naseho vahoaka ny fatiny mba ho fampitandremana ny olona. Nesoriny tsy ho mpanjakavavy koa i Vasty, vadiny taloha, rehefa tsy nankatò azy

  • Nila niteny tamin’ny mpanjaka i Estera hoe Jiosy izy. Nila nandresy lahatra ny mpanjaka koa izy hoe ilay mpanolo-tsaina natokisany ange ka mpamadika

Notondroin’i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’ny tehina volamena i Estera vadiny, ka nikasika ny tendron’ilay izy, tao amin’ny lapan’ny mpanjaka
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara