FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Mey p. 2
  • Efa Mampiasa JW Library ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Efa Mampiasa JW Library ve Ianao?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Fitehirizam-boky Azonao Entina Miaraka Aminao Foana
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
  • Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fitaovana Kely Manampy ny Rahalahy sy Anabavy Hahazo Sakafo Ara-panahy
    Fomba Ampiasana ny Fanomezanao
  • Nahoana no Asiana Fitehirizam-boky ao Amin’ny Efitrano Fanjakana?
    Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Mey p. 2

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Efa Mampiasa JW Library ve Ianao?

Programa maimaim-poana ny JW Library, ary azo atao ao anaty telefaonina, tablette, na ordinatera. Azonao atao ny maka Baiboly, boky, bokikely, gazety, video, ary zavatra noraisim-peo, amin’ny alalan’izy io.

JW Library ahitana an’ireo boky ao amin’ny Baiboly

AHOANA NO AHAZOANA AN’ILAY IZY? Mampiasà Internet, ary midira ao amin’ilay toerana fakana programa, ka alaivo ny JW Library. Azo alefa amin’ny fitaovana isan-karazany io programa io. Rehefa azonao ilay programa, dia afaka maka boky na gazety na video ianao, raha mandeha ny Internet. Midira fotsiny ao amin’ny JW Library, ary fidio izay tianao hampidirina amin’ny fitaovana elektronika. Mandehana any amin’izay toerana mety hisy Internet, ohatra hoe any amin’ny cyber, na Efitrano Fanjakana, na trano famakiam-boky, raha tsy manana ianao ao an-trano. Tsy mila Internet intsony ianao rehefa tafiditra ao amin’ny fitaovana elektronika izay boky na gazety nalainao. Misy zava-baovao foana anefa ao amin’ny JW Library, ka mila mampiasa Internet matetika ianao raha te hahazo azy ireny.

INONA NO MAHA TSARA AN’ILAY IZY? Tena manampy be izy io any am-pivoriana sy rehefa mianatra samirery. Ilaina eny amin’ny fanompoana koa izy io, indrindra rehefa mitory tsy ara-potoana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara