FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aogositra p. 3
  • Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Afahana Amin’ny Fandrik’ilay Mpamandri-borona Isika
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
  • Mpamandri-borona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2018
  • Fiarovana ho Antsika i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aogositra p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 87-91

Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra

Hifandray tsara amin’i Jehovah foana isika, raha mijanona ao amin’ny ‘toerana miafin’i’ Jehovah

91:1, 2, 9-14

  • Mila manokan-tena sy atao batisa izay te ho ao amin’ny toerana miafin’i Jehovah

  • Tsy fantatry ny olona tsy matoky an’Andriamanitra io toerana io

  • Manam-pinoana an’i Jehovah sy tia azy foana ireo mijanona ao amin’io toerana io, na dia misy mitaona azy hiala amin’i Jehovah aza

Te hamandrika antsika ilay “mpamandri-borona”

91:3

  • Mailo be ny vorona matetika ka sarotra fandrihana

  • Mandinika tsara ny fanaon’ny vorona ny mpamandri-borona, ka manao tetika hamandrihana azy

  • Hoatran’ny “mpamandri-borona” i Satana, ka mandinika antsika mpanompon’i Jehovah, ary mitady fomba hamandrihana antsika mba hahatonga antsika tsy hifandray amin’i Jehovah intsony

Vorona mijery fandrika, sy mpamandri-borona miandriandry eny lavidavitra

Voafandrik’i Satana isika rehefa...

  • Kristianina iray tamin’ny taonjato voalohany, mandositra olona mitora-bato azy

    Matahotra olona

  • Vola madinika maromaro

    Tia vola sy harena be loatra

  • Fianakaviana kristianina tamin’ny taonjato voalohany, miala avy ao amin’ny kianja romanina filalaovana tantara an-tsehatra

    Manao fialam-boly tsy mety

  • Lehilahy roa tamin’ny taonjato voalohany, mifamaly

    Tsy mifankahazo noho ny toetra tsy mitovy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara