FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aogositra p. 5
  • Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • “Tsaroany fa Vovoka Ihany Isika”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • “Misaora An’i Jehovah, ry Fanahiko”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
  • Mamela ny Fahotana Lehibe ve Andriamanitra?
    Mifohaza!—2008
  • Andriamanitra “Vonona Hamela Heloka” Izy
    Manatòna An’i Jehovah
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aogositra p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 102-105

Tsaroan’i Jehovah fa Vovoka Ihany Isika

Lehilahy iray mitazona vovoka eny an-tanany, ary misaintsaina momba ny lanitra feno kintana sy ny masoandro ary ny ataon’​ny raim-pianakaviana rehefa mangoraka an-janany

Nampiasa sarin-teny i Davida rehefa nilaza hoe miantra i Jehovah.

  • Lanitra feno kintana

    103:11

    Tsy takatry ny saintsika ny elanelan’ny lanitra sy ny tany satria tena mifanalavitra be. Tsy tena takatry ny saintsika koa ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehon’i Jehovah amintsika

  • Masoandro

    103:12

    Mifanalavitra be amin’ny atsinanana ny andrefana. Hoatr’izany koa fa arian’i Jehovah lavitra be antsika ny fahotantsika

  • Raim-pianakaviana mangoraka an-janany

    103:13

    Mangoraka ny raim-pianakaviana iray, rehefa mahita ny zanany malahelo satria nanao fahadisoana. Miantra an’izay mibebaka koa i Jehovah, rehefa hitany fa kivy be izy ireo fa nanota

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara