FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Janoary p. 1
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • NY TILIKAMBO FIAMBENANA
  • AMPIANARO NY TENA MARINA
  • NISY NAMORONA VE IZAO REHETRA IZAO?
  • MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Janoary p. 1
Vavolombelon’​i Jehovah mitory ny vaovao tsara any Ghana

Mitory ny vaovao tsara any Ghana

Fomba Fitory Modely

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Ny Tilikambo Fiambenana No. 1 2017 | Inona no Hanampy Anao ho Tia Mamaky Baiboly?

Fanontaniana: Misy mihevitra hoe efa lany andro ny Baiboly. Ny hafa kosa mieritreritra hoe mbola mahasoa izy io. Ahoana ny hevitrao?

Andinin-teny: 2Ti 3:16, 17

Atolory ilay izy: Misy torohevitra mahasoa avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity gazety ity. Misy soso-kevitra hanampy anao ho tia mamaky Baiboly koa ato.

AMPIANARO NY TENA MARINA

Baiboly mivelatra

Fanontaniana: Efa akaiky ve ny fara andro?

Andinin-teny: Mt 24:3, 7, 14

Ny Tena Marina: Asehon’ny faminanian’ny Baiboly fa miaina amin’ny andro farany isika. Vaovao tsara anefa izany satria tsy ho ela dia ho tsara ny fiainana.

NISY NAMORONA VE IZAO REHETRA IZAO?

Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Fanontaniana: Nisy namorona ve izao rehetra izao sa tongatonga ho azy? Iza no hitanao hoe mitombina kokoa?

Atolory ilay izy: Maro no lasa mino hoe misy ny Mpamorona rehefa nahita porofo. Resahina ato ireny porofo ireny. Fa tiako horesahina aminao amin’ny manaraka ilay fanontaniana eo amin’ny pejy 29 hoe: “Mety daholo ve izay inoanao?”

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara