HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 18-20
Manadino ny Heloka Navelany ve i Jehovah?
Rehefa mamela ny helotsika i Jehovah, dia tsy hanamelohany antsika intsony ilay izy any aoriana any.
Manampy antsika hatoky an’izany ireto ohatra avy ao amin’ny Baiboly ireto.
Davida Mpanjaka
Inona ny zava-dratsy nataony?
Inona no antony namelana ny helony?
Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?
Manase Mpanjaka
Inona ny zava-dratsy nataony?
Inona no antony namelana ny helony?
Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?
Apostoly Petera
Inona ny zava-dratsy nataony?
Inona no antony namelana ny helony?
Inona no porofo hoe tena namela ny helony i Jehovah?