FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aogositra p. 8
  • Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mitovitovy Aminy
  • “Ampitomboy ny Finoanay”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Finoana: Ilay Toetra Manome Hery
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
  • Asehoy hoe Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah Ianao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Tena Mino ny Vaovao Tsara ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aogositra p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana

NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA?

  • Mba hampifaliana an’Andriamanitra.—He 11:6

  • Hahavita hiaritra fitsapana isika raha mino ny fampanantenan’Andriamanitra.—1Pe 1:6, 7

  • Mety hanota isika raha tsy ampy finoana.—He 3:12, 13

AHOANA NO HANANANA AZY IO?

  • Mivavaha mba hanam-pinoana bebe kokoa.—Lk 11:9, 13; Ga 5:22

  • Vakio ny Tenin’Andriamanitra ary saintsaino.—Ro 10:17; 1Ti 4:15

  • Miaraha foana amin’ny olona manam-pinoana.—Ro 1:11, 12

Mpivady mianatra an’​ireo faminanian’​ny Baiboly momba ny zavatra hitranga tsy ho ela

Inona no azoko atao mba hanatanjahana ny finoako sy ny an’ny fianakaviako?

JEREO ILAY VIDEO HOE INONA AVY NO HANAMPY ANTSIKA TSY HIVADIKA? MIEZAHA HANAM-PINOANA, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no atao hoe “finoana tsy mihatsaravelatsihy”? (1Ti 1:5)

  • Inona avy no tsy maintsy halavirintsika mba hananantsika finoana matanjaka?

  • Nahoana no tena ilaina ny finoana mandritra ny fahoriana lehibe? (He 10:39)

OHATRA AO AMIN’NY BAIBOLY AZO SAINTSAININA:

Nanam-pinoana i Abrahama na dia niatrika zava-tsarotra aza.—He 11:8-10, 17-19.

Eritrereto izao: ‘Inona no tokony hataoko raha te hanam-pinoana hoatran’i Abrahama aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara