FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp20 No. 3 p. 16
  • Efa Noeritreretinao ve Izao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Efa Noeritreretinao ve Izao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?
    Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?
  • Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
    Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?
  • Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?
    Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?
  • Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?
    Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2020
wp20 No. 3 p. 16

Efa Noeritreretinao Ve Izao?

  • Telefaonina eo akaikin’ny kaopy misy kafe. Miseho eo amin’ilay telefaonina ilay bokikely hoe ‘Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana.’

    Nahoana no be dia be ny olana eto an-tany?

  • Ahoana no hahitanao torohevitra hiatrehana ny olana eo amin’ny fiainana?

  • Miahy anao manokana ve Andriamanitra?​—1 Petera 5:6, 7.

  • Inona no hanampy anao hahafantatra kokoa an’Andriamanitra sy ny sitrapony?

Olona an-tapitrisany no nahita valiny mahafa-po amin’ireo fanontaniana ireo, rehefa nianatra ny Soratra Masina. Nahoana raha manao hoatr’azy ireo koa?

Misy fanazavana fanampiny ao amin’ilay bokikely hoe Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana. Raha te hahazo azy io maimaim-poana ianao dia manorata any amin’ny mpampanonta an’ity gazety ity. Azonao vakina ao amin’ny www.jw.org/mg koa izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara