FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Novambra p. 1
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • NY TILIKAMBO FIAMBENANA
  • AMPIANARO NY TENA MARINA
  • TIANAO HO SAMBATRA VE NY FIANAKAVIANAO?
  • MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Novambra p. 1
Vavolombelon’​i Jehovah miresaka amin’​ny lehilahy iray ary manolotra ny bokikely Fianakaviana Sambatra, Géorgie

Manolotra bokikely Fianakaviana Sambatra, Géorgie

Fomba Fitory Modely

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Ny Tilikambo Fiambenana No. 6 2017 | Inona no Fanomezana Tsara Indrindra?

Fanontaniana: Iza no tena afaka manome antsika ny fanomezana tsara indrindra?

Andinin-teny: Jk 1:17

Atolory ilay izy: Misy fanomezana iray faran’izay tsara nomen’Andriamanitra antsika. Hanampy antsika hankasitraka azy io ity gazety ity.

AMPIANARO NY TENA MARINA

Baiboly mivelatra

Fanontaniana: Iza no anaran’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 83:18

Ny Tena Marina: Jehovah no anaran’Andriamanitra.

TIANAO HO SAMBATRA VE NY FIANAKAVIANAO?

Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

Fampidiran-dresaka: Mba tianay haseho anao ity video fohy ity. Momba ny fianakaviana ilay izy. [Alefaso ny video fanolorana ny bokikely Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?]

Atolory ilay izy: Azoko omena an’ilay bokikely noresahin’ilay video teo ianao, raha tianao ny hamaky azy, na atoroko anao ny fomba akana an’io bokikely io ao amin’ilay tranonkala.

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara