HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 5-6
Mahavita Manangana An’ireo Havantsika Efa Nodimandry i Jesosy
Malahelo isika rehefa misy havantsika nodimandry. Tsy midika anefa izany hoe tsy mino ny fitsanganana amin’ny maty isika (Ge 23:2)
Miresaka olona maromaro efa natsangana tamin’ny maty ny Baiboly. Vao mainka isika hino hoe mbola hatsangana ny maty, rehefa misaintsaina an’ireny fitantarana ireny
Iza no tena tianao hotsenaina, rehefa hatsangana ny maty?
Hanao ahoana ny fihaonanareo amin’izay?