FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Mey p. 8
  • “Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga...”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga...”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Fisaraham-panambadiana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ny fisaraham-panambadiana: Inona marina no lazain’ny Baiboly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Hajao “Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Manaiky ny fisaraham-panambadiana sa tsia?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Mey p. 8
Lehilahy sy vehivavy mifampitantana

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga...”

Milaza ny Lalàn’i Mosesy fa tokony hikarakara taratasy ara-dalàna ny lehilahy te hisara-panambadiana. Nanampy ny olona tsy ho maimay hisaraka izany. Lasa mora anefa ny nisara-panambadiana tamin’ny andron’i Jesosy, noho ny zavatra nataon’ny mpitondra fivavahana. Afaka nisaraka tamin’ny vadiny ny lehilahy, na inona na inona antony. (“taratasy fisaraham-panambadiana” fanazavana Mr 10:4, nwtsty; “misaraka amin’ny vadiny”, “manitsakitsa-bady” fanazavana Mr 10:11, nwtsty) Nilaza i Jesosy fa i Jehovah no nanorina ny fanambadiana, ary izy no nanome alalana ny olona hivady. (Mr 10:2-12) Lasa “nofo iray” ny mpivady ary tsy tokony hisaraka izy ireo. Ny “fijangajangana” ihany no antony azo isarahana, araka ny Soratra Masina.—Mt 19:9.

Tsy ny hevitr’i Jesosy anefa izao no arahin’ny olona maro, fa ny an’ny Fariseo. May ny hisaraka ny olona eto amin’ity tontolo ity, rehefa misy olana. Ny mpivady kristianina kosa manaja ny voadim-panambadiany, ka miezaka mampihatra ny toro lalan’ny Baiboly mba hamahana olana. Jereo ilay video hoe Tsy ho Rava ny Tokantrano Raha Mifankatia sy Mifanaja ny Mpivady, ary valio ireto:

  • Olona mamaky Baiboly, vehivavy miresaka ary mihaino azy ny vadiny, sary mariazy norovitina

    Ahoana no azonao ampiharana ny Ohabolana 15:1 ao an-tokantrano, ary nahoana izany no tena ilaina?

  • Nahoana ianao no hisoroka olana raha mampihatra ny Ohabolana 19:11?

  • Tsy tokony hieritreritra ny hisaraka ianao, na dia manana olana aza ianareo mivady. Inona kosa ny fanontaniana tokony hosaintsaininao?

  • Ahoana no azonao ampiharana ny Matio 7:12, mba ho lasa vady tsara kokoa ianao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara