FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 3
  • Tanteraka Tamin’i Jesosy ny Faminaniana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tanteraka Tamin’i Jesosy ny Faminaniana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Marka, Filazantsaran’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Faminaniana Momba ny Mesia
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Asandratr’i Jehovah ny Mesia Mpanompony
    Ny Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra II
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 3

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 15-16

Tanteraka Tamin’i Jesosy ny Faminaniana

Ampifanitsio amin’ireo faminaniana ny zava-nitranga teo amin’ny fiainan’i Jesosy

ZAVA-NITRANGA

  • Jesosy mijoro eo anatrehan’i Pilato

    Mr 15:3-5

  • Miaramila manao antsapaka ny akanjon’i Jesosy

    Mr 15:24

  • Jesosy eo ambony tsato-kazo sy olona maro manevateva azy

    Mr 15:29, 30

  • Jesosy ampidinina avy eny ambony tsato-kazo ary fonosina amin’ny lamba rongony tena tsara

    Mr 15:43, 46

FAMINANIANA

  • Sl 22:7

  • Sl 22:18

  • Is 53:7

  • Is 53:9

HATANJAHO NY FINOANAO

Inona koa ny faminaniana tanteraka tamin’i Jesosy? (w11 15/8 17; bhs fanamarihana, tabilao “Faminaniana Momba ny Mesia”)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara