HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 1
Miezaha Hanetry Tena Hoatran’i Maria
Nomen’i Jehovah tombontsoa niavaka i Maria satria nanana toe-tsaina tsara izy.
Inona tamin’ny tenin’i Maria no ahitana hoe...
nanetry tena izy?
tena nanam-pinoana izy?
nahay Soratra Masina izy?
nahay nankasitraka an’i Jehovah izy?