FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Jona p. 5
  • Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Olona Araka ny Nofo ve Ianao sa Olona Araka ny Fanahy?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Manana Harena Sarobidy Hozaraina Isika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
  • Miezaha Hahazo Andraikitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Ny fomba hanampiana zaza iray hitombo amin’ny fahendren’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Jona p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 2-3

Ry Tanora, Miezaha Hifandray Tsara Amin’i Jehovah

Nanome modely ho an’ny tanora i Jesosy, satria mbola kely izy dia efa tia nanompo an’i Jehovah sady nanaja ray aman-dreny.

Ahoana no azonareo tanora anahafana an’i Jesosy rehefa...

  • 2:41, 42

    Jesosy kely miaraka amin’ny fianakaviany mankany Jerosalema mba hankalaza ny Paska

    manompo an’i Jehovah?

  • 2:46, 47

    Jesosy tamin’izy 12 taona, miaraka amin’ireo mpampianatra ao amin’ny tempoly

    mianatra momba an’i Jehovah sy ny Teniny?

  • 2:51, 52

    Jesosy manaja ny ray aman-dreniny

    mifandray amin’ny ray aman-dreny?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara